| Entrée | 1 ilay fito | 
| Mots élémentaires | 2 ilay, 3 fito | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1] 6 [ilaifito] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2] | 
| Vocabulaire | 8 Météorologie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |